Mpiara-miombon'antoka

Ny CEPF dia tetikasa iraisan’ny AFD, ny Conservation International, ny Union Européenne, ny Fonds pour l’Environnement Mondial, ny Governementa Japoney ary ny Banque Mondiale. Ny tanjona fototry ny CEPF dia ny fiantohana ny fanoloran-tenan’ny fiaramonim-pirenena amin’ny fiarovana ny karazanjavamananaina.

https://www.cepf.net/

Ny Agence Française de Développement dia andrim-bolam-panjakana izay mampihatra ny politikan'ny fampandrosoana an'i Frantsa hiadiana amin'ny fahantrana sy hampiroboroboana ny fampandrosoana maharitra.

https://www.afd.fr/

Maliasili dia fikambanana manohana ny fitomboana, ny fampandrosoana ary ny fahombiazan'ireo fikambanana fiarahamonim-pirenena mpitarika miasa amin'ny fampandrosoana ny fomba fitantanana ny harena voajanahary maharitra any Afrika. Ny tanjona dia ny hanatsarana ny zava-bita, ny fiantraikany ary ny faharetan'ny fikambanan'ny fiarahamonim-pirenena.

https://www.maliasili.org/

Ny Darwin Initiative dia tetik'asa fanomezana avy amin'ny governemanta UK izay manampy amin'ny fiarovana ny zavamananaina sy ny tontolo voajanahary amin'ny alàlan'ny tetikasa eo an-toerana maneran-tany.

https://www.darwininitiative.org.uk/